Ny Fiangonana Loterana Malagasy dia mino sy
manaiky ary mampianatra fa ny Soratra Masina dia ny Boky Kanonika ao
amin'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, no Teny
nambaran'Andriamanitra.
Izany Soratra Masina izany no hany fototra iorenan'ny finoany sy ny fampianarany ary ny fiainany sy ny asany.
NY FLM dia mandray ho filazana fohy ny votoatin'ny fampianaran'ny
Soratra Masina ny Boky Symbolika na Konfesionan'ny Fiangonana Loterana,
dia :
1- Ny foto-pinoana eken'ny Fiangonana Kristiana eran'izao tontolo izao,
"Symboles Oecumeniques", dia ny Fanekem-pinoana Apostolika sy Niseana
ary Atanaziana.
2- Ny konfesiona tany Aogsborga, edisiona voalohany taona 1530,
"Confessio Augustana Invaritia" sy ny Foto-pianarana Kely nataon'i Dr
Martin Lotera.
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M.)
Foibe toerana : rue R.P. Jules Pochard
Andohalo - B.P. 1741 - 101 Antananarivo
Immeuble SALFA
e-mail : drmodeste@yahoo.fr
gsamoela@yahoo.com
internet : http://www.flm-mada.org
BIRAO FOIBE FLM :
- Filoha : Pastora Dr. Rakoto Endor Modeste.
Tél 24 227 03 (bureau) / 032 04 367 94
B.P. 1741 - 101 Antananarivo
- Filoha Lefitra : Past. Trabonjy Alson, Filohan'ny SPFT
Tél 94 425 88 / 033 12 312 36
B.P. 216 - 601 Toliara
- Tonia : Past. Samoela Georges,
Tél 24 227 08 / 032 04 110 35 / 033 14 454 68
B.P. 1741 - 101 Antananarivo
- Tonia Lefitra : Past. Randrianirina Dieu Donné,
Filohan'ny SPAf. Tél. 75 506 05 / 032 04 318 48
B.P. 68 - 301 Fianarantsoa
- Mpitahiry vola : Lahiniriako Jean,
Tél 24 238 56 / 033 05 094 53
B.P. 1741 - 101 Antananarivo
FLM PARIS
Culte tous les dimanches à 11h 30
au 7 rue Marie Rose, Paris 14ème
Métro Alésia.
Ecole du dimanche et Réunion des Jeunes à partir de 10h
Traduction française du Culte
en instantanée sur écran
et ondes FM local
|