Bienvenue sur le site de l'Eglise Luthérienne Malgache à Paris.
Rechercher


  vous êtes ici:  www.flmparis.org > sampana
verset du jour


calendrier
* pensez à supprimer les fichiers ou le "cache" de votre navigateur pour actualiser le calendrier, merci
Bienvenue sur la page d'accueil des Sampana !

Hoy Jesosy :"Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa hianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona." Jaona 15:5

Faly miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika !
Ireto avy no sampana velona eto amin'ny FLM Paris :

SALOMA : Sekoly Alahady ( Ecole du Dimanche)
KTLM : Kristiana Tanora (Jeunes Chrétiens)
FBL : Fikambanam-behivavy (Femmes Chrétiennes)
FDL : Fikambanan-dehilahy (Hommes Chrétiens)
FIFIL : Fifohazana ( Mouvement du Réveil - Bergers)