Bienvenue sur le site de l'Eglise Luthérienne Malgache à Paris.
Rechercher


  vous êtes ici:  www.flmparis.org > tongasoa > vaovao farany
verset du jour


calendrier
* pensez à supprimer les fichiers ou le "cache" de votre navigateur pour actualiser le calendrier, merci
vaovao farany

Isan-telovolana Limoges

publié le 11/06/2009 - 07h51, par FLM / Webmaster



Vaovao farany

Ry havana malala ao amin'ny Tompo
 
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompontsika
Araka ny efa fantantsika, dia hatao any Limoges ny isan-telovolana ny Alahady faha 28 Jona ho avy izao.Ny FLM limoges no mandray antsika. 
Ny Teny faneva dia nalaina avy ao amin'ny Filazantsaran'i Matio 9 : 13 
"... famindrampo no sitrako, fa  tsy fanatitra alatsa-dra"
Ny toerana :
Eglise St François
16, avenue du Président René Coty
87100 LIMOGES

Toy izao ny fandaharam-potoana :
08h00 - 09h00  Manolotra sakafo maraina ho antsika izay tonga mialoha ny eo an-toerana (gratuit)
10h00 - 12h00  Fotoam-pivavahana misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo.
12h30 - 13h30  Sakafo  ( fandraisana anjara 6€) sy vokatra
 14h30 à 16h30 : Fivorian'ny komity Fileovana.
 
NB: Aza hadino ny mitondra zavatra hatao vokatra na solom-bokatra.
        Manomboka amin'ny 10h00 ny fotoam-pivavahana
 
Dia mirary soa, ho tahian'i Jesosy samy ho tratran'ny isan-telovolana iska rehetra. Aza manadino ny mitondra am-bavaka izany.
Pastora Edmond Raharijaonarvelo
Mpitondra Fileovana Paris




commentaires
Pas de commentaire pour le moment