Bienvenue sur le site de l'Eglise Luthérienne Malgache à Paris.
Rechercher


  vous êtes ici:  www.flmparis.org > tongasoa > vaovao ivelany
verset du jour


calendrier
* pensez à supprimer les fichiers ou le "cache" de votre navigateur pour actualiser le calendrier, merci
vaovao ivelany

Fanokanana Synoda FLM Eoropa

publié le 26/06/2009 - 00h54, par FLM / Webmaster



19 Jolay any Strasbourg

Ny Pastora Dr. RAKOTO Endor Modeste 
Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy,

Ny Pastora Dr. RAKOTO Endor Modeste 
Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy,

Ny Birao sy ny Komitin'ny Synodam-paritany FLME, 
dia manasa anareo hanatrika :

Ny fanokanana ny Synodam-paritany eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy aty Eoropa - FLME

Izay hatao ny : Alahady 19 Jolay 2009
manomboka amin'ny 12 ora atoandro
Ao amin'ny : Temple Neuf - 19, Place du Temple Neuf
67000 STRASBOURG

Hisy fiaraha-misakafo hanasan'ny Synoda ny rehetra ao aorian'ny fotoana

Ny Birao SP_FLME
Ny mpitantsoratra
Herimandimby : herimand@free.fr
0 950 67 00 33



commentaires
Pas de commentaire pour le moment