Bienvenue sur le site de l'Eglise Luthérienne Malgache à Paris.
Rechercher


  vous êtes ici:  www.flmparis.org > tongasoa > vaovao ivelany
verset du jour


calendrier
* pensez à supprimer les fichiers ou le "cache" de votre navigateur pour actualiser le calendrier, merci
vaovao ivelany

Vondrom-bavaka BRUXELLES

publié le 10/10/2009 - 22h09, par FLM / Webmaster



Asabotsy faha-efatra

----------------------------------------------
   * Asabotsy 28 Novambra 2009*
----------------------------------------------

Ny Sampana Fifohazana eto amin'ny FLM Paris dia faly mampandre antsika fa mitohy hatrany ny vondrom-bavaka  any Bruxelles isam-bolana. 
Misy fotoam-bavaka ary Asa sy Fampaherezana iarahana amin'ny mpiandry avy aty Paris sy any an-toerana.

 Ny adiresy ifandraisana : 
       Ramatoa Fara RAKOTOMAVO
       Avenue Chateau de Walzin, 6
       1180 UCCLE
       Tél : 003223433704

Koa manasa antsika rehetra any amin'ny manodidina hifampilaza ary ho  tonga maro hanatrika izany, hifampizara ny tenin'Andriamanitra ary koa hifampahery.

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.





commentaires
Pas de commentaire pour le moment