Fampianarana Soratra Masina (Enseignement biblique)
29 martsa - 2 avrily 2021 , isan-kariva 20:00 ao amin'ny Zoom, (afa-tsy ny alakamisy masina.)
Lohahevitra : « Jesosy Kristy voahombo amin’ny hazofijaliana »
Teny fototra « ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa tsy Jesosy kristy, indrindra fa Izy voahombo teo amin'ny ambon’ny hazofijaliana ». 1 Kor 2.2
- Alatsinainy 29 martsa. « izahay mitory an'i Kristy, voahombo tamin’ny hazofijana » 1 Kor.1 :23. Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond
- Talata 30 martsa. « voahombo miaraka amin'ny Kristy » Rom.6 :8. Katekista RANDRIAMALALA Mirahoson
- Alarobia 31 martsa. « Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao » Jao. 1 :29. Pastora RATSIMBAZAFY Solohery
- Alakamisy Masina 1 aprily (présentiel) ao amin'ny 7 rue Marie Rose, Paris 14ème , 13:00. FOTOAM-PIVAVAHANA sy Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo.
- Vendredi 2 avril. « Mijery an'i Jesosy….izay niaritra ny hazofijana » Heb.12 :2. Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond
Ho aminareo ny fiadanana. FLM Paris |