top
logo

FOLLOW.jpg

Médias


feed-image Feed Entries
Bienvenue !
L'Ecriture, la Grâce, la Foi
Toriteny 02 septambra 2018 Envoyer
Écrit par Webmaster   

Alahady faha-14 manaraka ny Trinite

Lioka 4:23-30

>>> Pour les enfants <<<

Katekista Mirahoson Randriamalala

>>> Toriteny <<<

Pastora Edmond Raharijaonarivelo

 
Vaovao Fanorenana ny Toby Envoyer
Écrit par Fanorenana Toby   

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo tompoko,

Inty indray ny vaovao mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Jona 2018. Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika.

Ny vaovao misongadina amin'ity volana ity dia ny fanemorana ny fanombohana ny asa amin'ny 2019 satria 5 volana sy tapany raha kely indrindra ny "délai d'instruction de permis de construire" manodidina an'i Sedan. Mandroso sy mitohy hatrany ny fijerena ny dossier "permis de construire".

Efa misokatra koa ny site internetspflme-tobypouru.org
Dia misaotra anareo mialoha sy mirary fitahin'ny Tompo hatrany

Kaleba

 

 
Toriteny 29 jolay 2018 Envoyer
Écrit par Pasteur   

Alahady faha-9 manaraka ny Trinite : 

Lioka 16.10-17

>>> Pour les enfants <<<

     >>> Toriteny <<<

Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Mandritra ny fialan-tsasatra dia manomboka amin'ny 12:30 ny fotoana ao ambony rihana.

 
Hafatra avy amin'ny Foibe FLM Envoyer
Écrit par Foibe FLM   

NY FOIBEN'NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY.

Miarahaba antsika zanaky ny FLM rehetra amin'ny anaran'i Jesosy.

Indro tompoko, ampitaina ny Taratasy Pastoraly ho fampaherezana antsika rehetra mba hijoro, hiorina sady haharitra amin'ny FINOANA marina.
Miangavy indrindra mba ampitaina amin'ny namana rehetra, dia misaotra sy mankasitraka indrindra.

Pejy 1 - Pejy 2

 

Dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo (I Kor.15 : 58a)

Mirary ny fiadanan'i Jesosy ho amintsika rehetra.

 
Isan-taona Toby Pouru 2018 Envoyer
Écrit par Webmaster   

"Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin'ny fahasoavan'Andriamanitra"

 Hebreo 12.15a

9-14 jolay 2018, Ermittage Saint Walfroy

Jereo ny sary ao amin'ny MEDIAS >> Photos

Ao amin'ny Facebook ny Toriteny Teny Faneva sy ny Teny Famporisihana

 
« DébutPrécédent12345SuivantFin »

Page 4 sur 5

Calendrier

Le mois dernier Décembre 2018 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 48 1 2
week 49 3 4 5 6 7 8 9
week 50 10 11 12 13 14 15 16
week 51 17 18 19 20 21 22 23
week 52 24 25 26 27 28 29 30
week 1 31

Connexion




bottom
top

Latest News

Popular


bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .