top
logo

fb2.jpg

feed-image Feed Entries
Bienvenue !
L'Ecriture, la Grâce, la Foi
Fiofanan'ny mpiandry sy mpiomana Envoyer
Écrit par Komity Toby   

JESOSY IRERY IHANY

Manonona ny fiadanana ho antsika rehetra zanaky ny Fifohazana.

Araka ny efa voalaza dia atao any La Chapelle ny fiofanan'ny mpiandry sy mpiomana izay atao amin'ny Zoma 29 sy Asabotsy 30 aprily ary Alahady 1 mey 2016.
Teny Faneva : "Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io.” Ezra 6 and 7a

Indro ny FANDAHARANA
Marihina fa :
- Ny andro zoma sy asabotsy dia natokana ho an'ny mpiomana sy mpiandry irery ihany
-  Aoka samy hitondra vokatra ny tsirairay.
Misaotra tompoko
Ny Mpitantsoratra Lefitra

 
Isan-taona KTLM Eoropa Envoyer
Écrit par KTLM   

ATTENTION : PAS DE CULTE AU 7 RUE MARIE ROSE LE DIMANCHE 17 AVRIL

----------

« Aoka hanan-kaja amin’ny olona rehetra ny fanambadiana. »
« Que le mariage soit honoré de tous. »
« Marriage is honourable in all. » 
Hebreo 13 : 4a

Le comité KTLM de notre synode FLME est heureux de nous transmettre  le programme ainsi que le Hira faneva de notre Isantaona (Rencontre annuelle des Jeunes) qui aura lieu dans le Fileovana Île-de-France du vendredi 15 au dimanche 17 avril.

Programme

Hira faneva : Fanekena masina - Solfa  - Audio

Portons en prière cette grande manifestation !

Que le Seigneur Jésus nous bénisse !

 
Isan-taona FIFIL Envoyer
Écrit par FIFIL   

Ny Isan-taonan'ny sampana FI..FI.L eto amin'ny Synoda FLM Eoropa dia hatao ny 19 sy 20 mars ho avy izao. Ny Fileovana Strasbourg no mandray izany.

Ny teny faneva dia : ”Miaina araka ny Fanahy Masina toy ny zanak’Andriamanitra.” (Romana 8).

Indro ny fandaharana

Mirary ny fiadanan'i Jesosy ho amintsika rehetra.

 

 
Herinandro masina 2016 Envoyer
Écrit par Pasteur   

Tompoko,

Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo.
Eo ampanomanana ny fo sy saina amam-panahy isika hanatrika ny Herinandro Masina mialoha ny andro Paska, izay andro faramparany tamin'ny fotoana niarahan'i Jesosy sy ny mpianany.Toy izao ny fandaharana :

7 rue de Poitiers de 18h30 à 19h30
Alatsinainy 21 Mars - Fampianarana : "Indro ny Zanak'Ondrin'Andriamanitra izay manaisotra..." (Jaon. 1.29)
Talata 22 Mars -

 

Lahateny : Ray ô ! raha azo hatao dia aoka esorina amiko ity kapoaka ity. (Mat 26.39)
Lire la suite...
 
Toriteny Advento 3 Envoyer
Écrit par Webmaster   

Alahady 13 desambra 2015

Pastora Eddy Randriamalala

Pour les enfants : pourquoi les 4 bougies de l'Avent ?

Toriteny  : Matio 11 : 2-10

 
« DébutPrécédent12345678SuivantFin »

Page 7 sur 8

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 39 1
week 40 2 3 4 5 6 7 8
week 41 9 10 11 12 13 14 15
week 42 16 17 18 19 20 21 22
week 43 23 24 25 26 27 28 29
week 44 30 31

Connexion




bottom
top

Latest News

Popular


bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .