top
logo

FOLLOW.jpg

Médias


Bienvenue !
Famangiana sy Jobily Tonia FiFiL PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Samedi, 23 Juin 2018 11:53

Ry Kristiana havana,

Mamangy antsika eto amin'ny Fileovana Paris ny Pastora ANDRIANARIJAONA Germain, Tonia Nasionaly FiFiL ny Asabotsy 23 sy Alahady 24 jona izao.

Indro ny FANDAHARANA

Ny fotoana dia hatao eto amin'ny FLM Paris, toerana mahazatra 7 rue Marie Rose

- Ny Asabotsy manomboka amin'ny 14h30 : Fotoana ho an'ny mpiandry sy mpiomana, iarahan'ny Tonia Nasionaly sy ny Tonia FiFiL SP-FLME, Katekista Jean Randriambololona

Hisy fampianarana Soratra Masina sy dinidinika.

- Ny Alahady manomboka amin'ny 11h30 : Fotoam-pivavahana Litorjika sy Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo sady fankalazana ny Jobilin'ny Pastora Andrianarijaona Germain mivady.

Ny teny faneva dia ao amin'ny 2 Kor. 12:9a  : "Ampy ho anao ny fahasoavako..." 

>>> HIRA JOBILY <<<  |SOLFA|

Hisy fiaraha-misakafo aorian'ny fotoana.

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra !

Mise à jour le Samedi, 23 Juin 2018 17:36
 

Calendrier

Le mois dernier Mai 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 18 1 2 3 4 5
week 19 6 7 8 9 10 11 12
week 20 13 14 15 16 17 18 19
week 21 20 21 22 23 24 25 26
week 22 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .