top
logo

FOLLOW.jpg

Médias


Bienvenue !
Vaovao Fanorenana ny Toby Pouru PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Fanorenana   
Jeudi, 11 Avril 2019 19:38

Faly miarahaba anareo tompoko, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Inty indray ary ny vaovao mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Martsa 2019. Nahalana izy ity tato ho ato satria niandry ny vaovao mikasika ny "appel d'offre" isika, izay dingana lehibe manaraka amin'ny asa fanorenana. Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika

Pejy 1 - Pejy 2 

 

 

Renay fa miandry vaovao tokoa isika rehetra, na izay mitondra am-bavaka, na izay mandefa fandraisan'anjara any amin'ny kaontin'ny Toby.

Dia misaotra anareo mialoha ary mirary fitahin'ny Tompo ho antsika rehetra manoloana ny asany.

Ny Mpitantsoratra : Kaleba

Mise à jour le Vendredi, 12 Avril 2019 08:07
 

Calendrier

Le mois dernier Mai 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 18 1 2 3 4 5
week 19 6 7 8 9 10 11 12
week 20 13 14 15 16 17 18 19
week 21 20 21 22 23 24 25 26
week 22 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .