

Médias
Les Branches
Henoy ny antson'ny Tompo ! |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Pasteur |
Jeudi, 18 Septembre 2014 08:43 |
"Ary hoy Izy taminy : Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy ; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra" Lioka :10:2 Ry havana malala, Ny volana septambra, fanombohan'ny taom-piangonana, dia atokan'ny fiangonana ho volan'ny fiantsoana, hitaomana ny kristiana hirotsaka lalindalina kokoa amin'ny asa fanompoana ao anatin'ny sahan'ny fiangonana : Hisy fanentanana sy fampahafantarana hataon'ny tompon'andraikitry ny sampana isaky ny alahady. |
Mise à jour le Samedi, 26 Septembre 2020 07:43 |
Calendrier
