top
logo

fb2.jpg

Bokin’ny Romana 2017 PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Foibe FLM   
Vendredi, 10 Février 2017 10:29

Faha 150 taona FLM

Faha 500 Reformasiona 2017 

Bokin’ny Romana ho an’ny taona 2017

Hafatra Foibe FLM


Ao anatin’ny taom-pankalazana roa sosona isika izao. 150 taona ny Fiangonana Loterana Malagasy ary 500 taona ny Reformasiona.
Ny KMSL na Komity Mpiandraikitra ny Synoda Lehibe FLM, izay nivory tao Mahajanga (SPBM) nandritra ny KMSL 136, ny 08-15 novambra 2016 lasa teo tao amin’ny FLM Antanimalandy, dia mandroso izao fanapahan-kevitra manaraka izao:
Ny boky lesona hianarana manerana ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy, mandritra ny taona 2017 dia ny Epistily ho an’ny ROMANA.
Toy izao ny faneva sy ireo zana-kevitra momba izany araka ny tapaky Birao foibe:

NY MARINA AMIN’ NY FINOANA NO HO VELONA « Rom 1:17 »

– Zana-kevitra I: Nafahana noho ny fahasoavan’Andrimanitra isika (Rom 3:24)
– Zana-kevitra II: Avy amin’ny finoana an’i Kristy ny fanamarinana, tsy amidy ny famonjena (Rom 3:21)
– Zana-kevitra III: Finoana velona mamoa voatsara (Rom 12 :1- 2)
Fampitam-baovao avy amin’ny Tonia lefitra, Birao Foibe FLM, Teolojiana, Rtoa TOROMARE Mananato.
Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.

Mise à jour le Mercredi, 26 Avril 2017 19:40
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 39 1
week 40 2 3 4 5 6 7 8
week 41 9 10 11 12 13 14 15
week 42 16 17 18 19 20 21 22
week 43 23 24 25 26 27 28 29
week 44 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .