top
logo

fb2.jpg

Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Famangian'ny Tonia FIFIL
Famangian'ny Tonia FIFIL PDF Imprimer Envoyer
Écrit par FIFIL Fileovana   
Mardi, 27 Juin 2017 17:50

Ry havana, 

Ny Tonian'ny FIFIL avy any Madagasikara, Pastora Germain Andrianarijaona, dia ho avy hitsidika antsika eto amin'ny Fileovana Paris. Izany dia hatao ny sabotsy 1 sy alahady 02 jolay ho avy izao.

Noho ny fandaminana sy ny fifandimbiasan'ny toerana, dia hatao any LIMOGES ny fihaonana

Amporisihina isika mpiandry sy mpiomana rehetra mba ho tonga amin'izany.

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny Pastora na ny Katekista na koa ny filohan'ny FIFIL.

Dia manantena ny fahatongavantsika maro, mba hifankaherezantsika, ary koa hahafantarantsika ny vaovao tsara ho fantatra momba ny asam-pifohazana.

Ny komitin'ny FIFIL. 

Mise à jour le Mardi, 27 Juin 2017 19:10
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 39 1
week 40 2 3 4 5 6 7 8
week 41 9 10 11 12 13 14 15
week 42 16 17 18 19 20 21 22
week 43 23 24 25 26 27 28 29
week 44 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .