top
logo

fb2.jpg

Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-telovolana Fileovana Paris
Isan-telovolana Fileovana Paris PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Mardi, 03 Octobre 2017 18:04

Ry havana malala ao amin'ny Tompo

 

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy.
Hatao amin'ny sabotsy 7 sy alahady 8 oktobra izao ny isan-telovolan'ny Fileovana Paris.
Indro ny FANDAHARANA
Dia aoka samy hitrotro am-bavaka ny fotoana ka mba ho feno sy ho tarihin' ny Fanahy Masina ny rehetra sady hahita ny voninahitr'Andriamanitra. Fotoana sarobidy hihaon'ny mpianakavy ny finoana, mpiray Fileovana koa izany.
Ho tahiana tompoko.
Ho aminareo ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo.
Pastora Edmond Raharijaonarivelo
FLM Paris  

 

 

Mise à jour le Mercredi, 04 Octobre 2017 07:47
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 39 1
week 40 2 3 4 5 6 7 8
week 41 9 10 11 12 13 14 15
week 42 16 17 18 19 20 21 22
week 43 23 24 25 26 27 28 29
week 44 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .