top
logo

fb2.jpg

Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-droavolan'ny Fitandremana
Isan-droavolan'ny Fitandremana PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Le Comité   
Lundi, 23 Octobre 2017 21:42

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy !

Indro ny FANDAHARANA amin'ny isan-droavolana izay hatao eto Paris ny 11-12 Novambra 2017 izao.
Ny Fitandremana Paris dia fiarahan'ny Fiangonana eto Paris, Bruxelles, ary ny zana-piangonana Le Mans.
Dia mangataka antsika samy hitondra am-bavaka ny fotoana ho eo amban'ny fitarihin'ny Fanahy Masina.
Ary samy hanentana ny mpianakavin'ny finoana mpiray fitandremana ho tonga hamonjy ny fotoana.
Mirary soa, ho tahian'i Jesosy Tompo sy Lohan'ny Fiangonana.
Ho aminareo anie ny fiadanana.
Pastora Edmond Raharijaonarivelo
Mpitondra Fitandremana/Fileovana Paris

 

Mise à jour le Mardi, 24 Octobre 2017 19:30
 

Calendrier

Le mois dernier Novembre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 44 1 2 3 4 5
week 45 6 7 8 9 10 11 12
week 46 13 14 15 16 17 18 19
week 47 20 21 22 23 24 25 26
week 48 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .