top
logo

fb2.jpg

Alahadin'ny Pastora PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Le Comité   
Vendredi, 03 Novembre 2017 16:25

" Mitenena amin'ny zanak'Israely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay ampirisihin'ny fony, no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy " 

Eks. 25:2

Miarahaba anareo rehetra amin’ny anaran’I Jesosy Kristy Tompontsika !

Araka ny tapaky ny komitin’ny Fiangonantsika dia hotanterahina ny Alahady 05 Novambra 2017 ho avy izao ny alahadin’ny Pastora.
Koa aoka isika samy hiomana sy hitondra am-bavaka izany fotoana izany.
Dia mirary ny fiadanan’I Jesosy ho amintsika tsirairay avy.
Ho an’Andriamanitra Irery Ihany anie ny Voninahitra.

Ny Komity

Mise à jour le Vendredi, 03 Novembre 2017 16:27
 

Calendrier

Le mois dernier Novembre 2017 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 44 1 2 3 4 5
week 45 6 7 8 9 10 11 12
week 46 13 14 15 16 17 18 19
week 47 20 21 22 23 24 25 26
week 48 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .