top
logo

fb2.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Sakafon'ny Toby : 19 mai
Sakafon'ny Toby : 19 mai PDF Envoyer
Lundi, 07 Mai 2018 20:27

"..Ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany,

sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah." Hagay 1.8 b

Fifaliana ho an'ny Toby Pouru Saint-Rémy no manasa antsika hiara hifaly sy hidera an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny SAKAFO SY RINDRAN-KIRA ARA-PILAZANTSARA, izay karakarain’ny Toby ny Asabotsy faha 19 Mai 2018 ho avy izao, manomboka @ 4 ora tolakandro, ny toerana dia ao @ Eglise Saint Baptiste de la salle, 70 rue Falguière, 75015 Paris.

FANAZAVANA

Manentana ny fahatongavantsika rehetra, ary aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana.

Ny biraon'ny Komitin'ny Toby

Mise à jour le Lundi, 07 Mai 2018 21:01
 

Calendrier

Le mois dernier Mai 2018 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 18 1 2 3 4 5 6
week 19 7 8 9 10 11 12 13
week 20 14 15 16 17 18 19 20
week 21 21 22 23 24 25 26 27
week 22 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .