

Médias
Les Branches
Hafatra avy amin'ny Foibe FLM |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Foibe FLM |
Lundi, 23 Juillet 2018 13:40 |
NY FOIBEN'NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY. Miarahaba antsika zanaky ny FLM rehetra amin'ny anaran'i Jesosy. Indro tompoko, ampitaina ny Taratasy Pastoraly ho fampaherezana antsika rehetra mba hijoro, hiorina sady haharitra amin'ny FINOANA marina.
Dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo (I Kor.15 : 58a) Mirary ny fiadanan'i Jesosy ho amintsika rehetra. |
Mise à jour le Lundi, 23 Juillet 2018 14:43 |
Calendrier
