top
logo

fb2.jpg

Médias


ISAN-DROAVOLANA PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Mardi, 06 Novembre 2018 07:35

Isan-droavolan'ny Fitandremana : Paris - Bruxelles - Le Mans

"Koa miomàna ianareo; fa amin'izay ora tsy ampoizinareo no hihavian'ny Zanak'Olona"
  Matio 24.44

indro ny FANDAHARANA

>Sabotsy 10 Novambra (14h30 à 19h30)
7 rue de Poitiers, Paris 7eme,

- Fotoam-pivavahana fanokafana
- Fampianarana Soratra Masina " Ny fihavian'i Jesosy indray " (Eschatologie)
- Asa sy Fampaherezana
- Goûter
- Dinidinika sy fifanakalozan-kevitra
- Vavaka famaranana

> Alahady 11 Novamba. (11h30 - 16h)
7 rue Marie Rose, Paris 14eme,

- Fotoam-pivavahana litorjika
( misy Fandraisana ny Fanasanan'ny Tompo)

- Fiaraha-misakafo
- Misy ny Vokatra
- Mihira ny isam-piangoanana

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana ny Asabotsy sy Alahady isika mpianakavin'ny Finoana.
Dia voninahitra ho an'Andriamanitra Irery Ihany, ary fampaherezana sy fiadanana kosa hoan'ny olony masina.
Dia ho tahian'i Jesosy, samy ho tratran'ny fotoan-dehibe "Isan-droavolana".

Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond
Mpitondra Fitandremana

Mise à jour le Mercredi, 07 Novembre 2018 18:07
 

Calendrier

Le mois dernier Novembre 2018 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 44 1 2 3 4
week 45 5 6 7 8 9 10 11
week 46 12 13 14 15 16 17 18
week 47 19 20 21 22 23 24 25
week 48 26 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .