top
logo

FOLLOW.jpg

Médias


Fankalazana Noely 2018 PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Comité   
Mercredi, 05 Décembre 2018 14:05

"Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra..." Lioka 2.10

Toy izao ny fandaharana amin'ny fankalazana ny Noely amin'ity taona ity :

- Alahady 16 desambra
  Noely Sekoly Alahady
  Ao aorian'ny fotoam-pivavahana (14h à 17h)

- Alahady 23 desambra
  Fotoam-pivavahana misy asa sy fampaherezana

- Alatsinainy 24 desambra
  Concert de Noel (19h30 à 21h30)

- Talata 25 desambra " Krismasy"
  Fotoam-pivavahana misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

- Alahady 30 desambra
  "Absolution"

Mise à jour le Mercredi, 05 Décembre 2018 14:21
 

Calendrier

Le mois dernier Avril 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 14 1 2 3 4 5 6 7
week 15 8 9 10 11 12 13 14
week 16 15 16 17 18 19 20 21
week 17 22 23 24 25 26 27 28
week 18 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .