top
logo

suivez_fb.jpg

Médias


Fisaorana VOKA-DEHIBE PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Vendredi, 21 Décembre 2018 14:32

"FA ANDRIAMANITRA TSY MBA TSY MARINA KA HANADINO NY ASANAREO SY NY FITIAVANA IZAY NASEHONAREO HO VONINAHITRY NY ANARANY, RAHA MANOMPO NY OLONA MASINA IANAREO SADY MBOLA MANOMPO IHANY"

Hebreo. 6:10

Hoan' ny mpianakavin'ny finoana eto amin'ny FLM Paris

Ry havana malala ao amin'ny Tompo.

Miarahaba anao sy ny ankohonanao amin'ny anaran'i Jesosy Tompo.
Misaotra an'Andriamanitra isika fa vita soa ny voka-dehibe izay natao ny 3 desambra teo.
Maneho fisaorana sy fankasitraha ho anao sy ankohonanao tamin'izay vitanareo sy natolotrareo ho fampandrosoana ny fiangonana .
Mihoatra izay vina nataon'ny komity no voaangona tamin'ity voka-dehibe ity araka ny tatitra nataon'ny mpitantsoratra tamin'ny alahady 9 desambra. Matoa tanteraka izany dia noho fahasoavan' Andriamanitra ary teo koa ny fanoloran-tena sy ny ezaka avy tamin' ny tsirairay avy.
Jesosy, Ilay tompon' ny harena anie honondrotra avy zato heny izay nataonareo sy foinareo tamin'izany, fa Andriamanitra tokoa tsy mba manadino ny soa hataontsika.

Pastora Edmond Raharijaonarivelo

Mise à jour le Vendredi, 21 Décembre 2018 14:39
 

Calendrier

Le mois dernier Juillet 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 27 1 2 3 4 5 6 7
week 28 8 9 10 11 12 13 14
week 29 15 16 17 18 19 20 21
week 30 22 23 24 25 26 27 28
week 31 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .