top
logo

suivez_fb.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-telovolana Orléans
Isan-telovolana Orléans PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Lundi, 14 Janvier 2019 09:53

"Ary ny TENY dia tonga NOFO, ka nonina tamintsika..." (Jao.1:14)

Ry Fiangonana malala,

Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Araka ny fantantsika fa hisy ny fivoriantsika mpiray fileovana (Paris-Bruxelles-Le Mans ; Limoges-Bordeaux ; Orléans-Chateauroux, ary ireo fiaraha mivavaka ao aminy) izay hatao ny 19-20 Janvier 2019 izao, ka ny fitandremana Orléans no mandray antsika amin'izao isan-telovolana izao sady koa fotoana hankalazantsika ny Krismasin'ny Fileovana rahateo.

 >>> Indro ny FANDAHARANA

Koa dia manentana antsika ho tonga maro hiara-hizotra hakany, sady ho fampaherezana sy fifaliana ho an'ny vangiana ary hery sy fifaliana ho antsika koa mahita ireo rahalahy sy anabavy ao amin'ny Tompo. Mitory firaisana sy fifankatiavana izany.

Tsy misy sarany ny sakafo fa hatolotra antsika, ary isaorana azy ireo mitsinjo antsika avy lavitra. Fa ny fatoriana kosa dia afaka mijery hotel na gite isika.

Mirary sy manonona ny fiadanan'i Jesosy ho aminareo.

Pastora RAHARIJAONAVELO Edmond 

Mpitondra Fileovana Paris

 

Mise à jour le Lundi, 14 Janvier 2019 10:56
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 40 1 2 3 4 5 6
week 41 7 8 9 10 11 12 13
week 42 14 15 16 17 18 19 20
week 43 21 22 23 24 25 26 27
week 44 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .