top
logo

FOLLOW.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Krismasin'ny Toby Pouru
Krismasin'ny Toby Pouru PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Lundi, 14 Janvier 2019 19:18

JESOSY IRERY IHANY.

"Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela" Matio 1.23

Miarahaba anareo rehetra amin'ny anaran’i Jesosy tratry ny taona vaovao 2019.

Indro tompoko ny TARATASY FANASANA sy ny PROGRAMA amin'ny Krismasin’ny Toby.

Izany dia hatao ny sabotsy 26 sy alahady 27 janoary 2019 ao amin'ny Salle des Fêtes, 41 Petite Rue, 08140 Pouru Saint Rémy.

Manantena ny fahatongavanareo

Mirary ny fiadanan’i Jesosy.

Ny Mpitan-tsoratra

Mise à jour le Lundi, 14 Janvier 2019 20:02
 

Calendrier

Le mois dernier Février 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 5 1 2 3
week 6 4 5 6 7 8 9 10
week 7 11 12 13 14 15 16 17
week 8 18 19 20 21 22 23 24
week 9 25 26 27 28

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .