top
logo

suivez_fb.jpg

Médias


Herinandro Masina PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Vendredi, 12 Avril 2019 07:53

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Tompo. 

Ny 15 -19 avril ny fotoanan'ny HERINANDRO MASINA.

Ny 15,16,17,19 avril ao 7 rue de Poitiers. Paris 7. (19:30 - 20:30)
Ny alakamisy 18 avril ao 7 rue Marie Rose. Paris 14. (19:30 à 21:00)


Toy izao ny Fandaharana :

- Alatsinainy 15 :  "Indro ny ZANAK'ONDRIN'ANDRIAMANITRA , izay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao". ( katekista RANDRIAMALALA Mirahoson)

- Atalata 16 :  "Teolojian'ny hazo fijaliana" ( Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond )

- Alarobia 17 :  "Jesosy, Mpisorona sady Sorona" (Katekista)

- Alakamisy 18 :  Teksta  perikopa,  misy Fandraisana.

- Zoma 19 :  "Ny teny fito nataon'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana" (Katekista).

 

Aoka samy hitondra am-bavaka isika rehetra.
Ho aminareo ny fiadanana.
Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond

Mise à jour le Vendredi, 12 Avril 2019 08:04
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 40 1 2 3 4 5 6
week 41 7 8 9 10 11 12 13
week 42 14 15 16 17 18 19 20
week 43 21 22 23 24 25 26 27
week 44 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .