top
logo

fb2.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-telovolana Bordeaux
Isan-telovolana Bordeaux PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Vendredi, 10 Mai 2019 19:42

Ry havana malala,

Indro atolotra antsika  ny FANDAHARANA Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA LIMOGES atao ny Sabotsy sy Alahady 11-12 mey 2019 ho avy izao, ao amin’ny FLM Bordeaux.

Teny faneva«Ny Fanekena nataon’Andriamanitra tamin’ny Abrahama niorina amin’ny Teny Fikasana araka ny bokin’ny Genesisy»

Toerana tokana: Le Fronton, 6 rue de Rochefort – 33170 GRADIGNAN, Rocade (sortie 16)

Tsarovy am-bavaka ny fotoanantsika

Aza manadino ny fiarahana miangona
Aoka samy hitondra zavatra hatao vokatra na solom-bokatra

VONINAHITRA HO AN’ANDRIAMANITRA IRERY IHANY ARY FIADANANA HO AN’NY MINO.

Mise à jour le Vendredi, 10 Mai 2019 19:58
 

Calendrier

Le mois dernier Mai 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 18 1 2 3 4 5
week 19 6 7 8 9 10 11 12
week 20 13 14 15 16 17 18 19
week 21 20 21 22 23 24 25 26
week 22 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .