top
logo

suivez_fb.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualites FIFIL Vaovao Fanorenana ny Toby
Vaovao Fanorenana ny Toby PDF Imprimer Envoyer
Écrit par KALEBA   
Jeudi, 07 Novembre 2019 10:21

Faly miarahaba anareo tompoko, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Inty ary ny vaovao mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Novambra 2019.

PEJY 1    PEJY 2

Mbola eo am-panomanana ny "appel d'offre" isika hatreto ary efa madiva hifarana izany. Naka fotoana, tsy araka ny nampoizina azy, ity dingana iray ity. Tao ny fahasarotana samihafa natrehana, nasiana antsipirihany vitsivitsy ao anatin'ny taratasy araka izany.
Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika.

Zava-dehibe ho an'ny fiangonana tokoa ity asa iray ity ka misy lanjany raha ahely amin'ny mpiangona, na izay mitondra am-bavaka, na izay mandefa fandraisan'anjara any amin'ny kaontin'ny Toby.

Dia misaotra anareo mialoha ary mirary fitahin'ny Tompo ho antsika rehetra manoloana ny asany.

Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby

Mise à jour le Jeudi, 07 Novembre 2019 10:29
 

Calendrier

Le mois dernier Novembre 2019 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 44 1 2 3
week 45 4 5 6 7 8 9 10
week 46 11 12 13 14 15 16 17
week 47 18 19 20 21 22 23 24
week 48 25 26 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .