top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Isan-droavolana PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Lundi, 18 Novembre 2019 16:14

"...AOKA HO FENOINA NY FANAHY MASINA ” Efes. 5 : 18b

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy.

Indro ny FANDAHARANA isan-droavolana halefa amintsika, mba hahazoantsika rehetra miomana ho tonga hiaraka hanome voninahitra an'Andriamanitra ny Asabotsy 23 sy 24 novambra 2019.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana isika rehetra.

Ho tahian'i Jesosy.
Pastora Edmond RAHARJAONARIVELO
Mpitondra Fitandremana Paris

Mise à jour le Lundi, 18 Novembre 2019 16:23
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1
week 10 2 3 4 5 6 7 8
week 11 9 10 11 12 13 14 15
week 12 16 17 18 19 20 21 22
week 13 23 24 25 26 27 28 29
week 14 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .