top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Indro havaoziko... PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Mercredi, 01 Janvier 2020 19:20

"Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana : INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA. Ary hoy koa Izy : Soraty ; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo" (Apok 21.5)

JESOSY IRERY IHANY

Ry havana malala ao amin'ny Tompo,

Am-pifaliana no iarahabana antsika amin'ny anaran'i Jesosy, Tompo sy Lohan'ny fiangonana, tratra izao taona vaovao 2020 izao.

Samy manana ny Firariantsoa amin’izao taona vaovao ny rehetra, fa Jesosy koa dia maneho amintsika ny teniny (souhait), Teny Toky sy Fanantenana velona, « Indro havaoziko ny zavatra rehetra».

Ho tanteraka amintsika anie izany. Izy anie homba antsika mandra-piaviny »

Ho tahian’i Jesosy.
Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen !

Famille Pasteur RAHARIJAONARIVELO Edmond
BONNE ANNÉE 2020

Mise à jour le Vendredi, 10 Janvier 2020 20:09
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1
week 10 2 3 4 5 6 7 8
week 11 9 10 11 12 13 14 15
week 12 16 17 18 19 20 21 22
week 13 23 24 25 26 27 28 29
week 14 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .