top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Isan-droavolana Le Mans
Isan-droavolana Le Mans PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Jeudi, 30 Janvier 2020 11:12

"Fa aoka ny Tenin'i Kristy no hitoetra betsaka ao aminareo..." Kol.3:16a

Ry havana malala ao amin'ny Tompo.
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Jesosy Tompo.
Araka ny efa fantantsika dia any Le Mans indray no fihaonantsika mpianavian'ny finoana mpiray fitandremana Paris ny Asabotsy 8 sy Alahady 9 febroary izao.

Indro ny FANDAHARAHANA

Koa dia manentana antsika ho tonga hanotrona sy hampahery ny FLM Le Mans, ary hinoantsika fa hitondra hery vaovao sy fifaliana ho azy ireo ny famangiantsika sy ny fahatongavantsika marobe any. Misaotra tompoko.
Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana isika hisehoan'ny hery sy ny fahazavan'ny Fanahy Masina.

Manantena ny fahatongavantsika maro.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary ny fiadanana kosa anie ho aminareo rehetra.

Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO
Mpitondra Fitandremana Paris

Mise à jour le Jeudi, 30 Janvier 2020 11:34
 

Calendrier

Le mois dernier Février 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 5 1 2
week 6 3 4 5 6 7 8 9
week 7 10 11 12 13 14 15 16
week 8 17 18 19 20 21 22 23
week 9 24 25 26 27 28 29

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .