

Médias
Les Branches
Vaovao fanorenana Toby Pouru |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Kaleba |
Jeudi, 12 Mars 2020 13:12 |
Faly miarahaba anareo indray tompoko, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. Inty ny vaovao "Martsa 2020" mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru.
Naroso ary ny appel d'offre, tamin'ny faran'ny volana febroary teo. Voasoratra ao anatin'ny taratasy izay rehetra tsara ho fantatra mikasika izany.
Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika amin'ny teny malagasy sy amin'ny teny frantsay.
Dia misaotra anareo mialoha ary mirary fitahin'ny Tompo ho antsika rehetra manoloana ny asany.
Kaleba
|
Mise à jour le Jeudi, 12 Mars 2020 13:24 |
Calendrier
