top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Zaikakely FIFIL 2020 PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Jeudi, 12 Mars 2020 13:25

Ry havana malala ao amin'ny Tompo,

Noho ny valan'aretina izay mihanaka amin'izao fotoana izao aty Eoropa, ny Zaikakely FIFIL izay kasaina hatao ny 14 sy 15 martsa izao any Marseille dia nahemotra.

Izany dia  kasaina hatao any Pouru Saint-Rémy miaraka amin'ny fiofananan'ny mpiandry sy mpiomana amin'ny fiandohan'ny volana may 2020.

Mbola ho lazaina amintsika ao aoriana ny andinindininy.

Manao veloma sy mirary soa ho antsika amin'ny Anaran'i Jesosy. 

Mise à jour le Jeudi, 12 Mars 2020 13:38
 

Calendrier

Le mois dernier Avril 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 14 1 2 3 4 5
week 15 6 7 8 9 10 11 12
week 16 13 14 15 16 17 18 19
week 17 20 21 22 23 24 25 26
week 18 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .