top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Mikatona ny 7 rue Marie Rose
Mikatona ny 7 rue Marie Rose PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Samedi, 14 Mars 2020 14:53

Ry havana malala,

Miarahaba antsika amin’ ny anaran’i Jesosy nahatratra izao andro izao noho ny famindrampon’Andriamanitra.
Araka ny efa fantatsika dia tsy misy ny fotoam-pivavahana ao Marie Rose mandra-pisian'ny filazana vaovao.
Noho izany, dia misy ny fikasana hanao famangiana pastoraly isa-paritra hiarahana mivavaka sy mifampahery, raha azo atao.

Dia aoka samy hivavaka isika rehetra ka hiaro sy hampandresy antsika Jesosy, ka handrava ny asan'ny devoly izay mikororoka ny finoantsika sy ny fiangonana.

Mifampivavaka sy mifampahery hatrany isika araka izay azo atao, fa tsy misy maharombaka antsika eo an-tanan'i Jesosy, Ilay Mpiandry tsara.

Ho aminareo anie ny fiadanana.

Pastora Edmond RAHARIJAONARIVELO
Tel 06 09 95 35 01

Mise à jour le Dimanche, 22 Mars 2020 12:56
 

Calendrier

Le mois dernier Avril 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 14 1 2 3 4 5
week 15 6 7 8 9 10 11 12
week 16 13 14 15 16 17 18 19
week 17 20 21 22 23 24 25 26
week 18 27 28 29 30

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .