top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Tafika Masina PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Samedi, 26 Septembre 2020 07:47

Jereo eto : 

>>> Fampianarana Voalohany:

“NY FANDRESEN’NY MPINO” Pastora Ratsimbazafy Solohery
>>> Fampianarana Faharoa:
“NY TORITENY “(Tohiny lafin’ny pratika) Dr Rakotomahanina Lalao,

 

Faly miarahaba antsika mpiandry, eto amin'ny Fileovana Paris, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika,

Asaina isika ny 26 sy 27 septambra 2020 hanatrika ny Tafika Masina izay ho tanterahana any Paris.

Indro alefa amintsika ny FANDAHARANA amin'io fotoana io.
Ilazana izika fa ny adiresy hivoriantsika ny asabotsy 26 septambra 2020 dia ao amin'ny :

6 rue de la Margouillère 77320
Saint Martin du Boschet

Mirary soa Tompoko.
Ho tahian'i Jesosy

Tiana Rakotobe
Sekretera Fitandremana

Mise à jour le Lundi, 12 Octobre 2020 08:50
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 40 1 2 3 4
week 41 5 6 7 8 9 10 11
week 42 12 13 14 15 16 17 18
week 43 19 20 21 22 23 24 25
week 44 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .