top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


FANDAMINANA VAOVAO PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Mercredi, 07 Octobre 2020 08:03

Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Jesosy Tompo !

Noho ny fandaminana vaovao nifanarahana tamin'ny tompon-trano, manomboka amin'ny alahady 11 oktobra izao dia :

1) Hisy fidirana indroa ny fotoam-pivavahana satria voafetra ho 75 ny isantsika : 

    - Fidirana voalohany : 11h30 - 13h30
    - Fidirana faharoa : 15h - 17h
 

2) Eto ny FISORATANA ANARANA, misy "onglet" iray isaky ny daty hatramin'ny 29/11 izy io. Raha manana adiresy Gmail dia afaka manoratra avy hatrany, raha tsy izany dia mandefasa SMS amin’ny 06 21 85 44 42 miaraka amin’ny isa sy ny anaranareo.

3) Miato aloha ny fivorian'ny sampana rehetra.

 

Dia mirary soa antsika rehetra sy herinandro feno fahombiazana eo ambanin'ny fitahian'i Jesosy.

Ny Pastora sy ny Komity FLM Paris

 

Mise à jour le Mercredi, 07 Octobre 2020 14:43
 

Calendrier

Le mois dernier Octobre 2020 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 40 1 2 3 4
week 41 5 6 7 8 9 10 11
week 42 12 13 14 15 16 17 18
week 43 19 20 21 22 23 24 25
week 44 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .