

Médias
Les Branches
Vaovao fanorenana Toby Pouru fev 2021 |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Webmaster |
Samedi, 20 Février 2021 21:32 |
Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah. Hagay 1.8b Ry havana, Fifaliana ho anay indray ny manohy ny fampitam-baovao mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby. Efa ho herintaona lasa tokoa mantsy izay no nanomezana vaovao farany. Araka ny toe-java-miseho ara-pahasalamana tamin'ny taona 2020 izay nampiato ny tetik'asantsika; 1. Fitohizan'ny tetikasa : Vita tamin'ny jona 2020 ny "appel d'offre" hisafidianantsika ny "maitre d'oeuvre". ireo mpanao mari-trano (architecte) namaly ny antso dia nilaza avokoa fa hihoatra lavitra ny tetibola noheverintsika ny ho vidin'ny fanamboarana io trano io 2. Fangatahana alalana avy amin'ny komitin'ny Toby. ... Vakio eto ny antsipiriany, misy koa ny amin'ny teny frantsay Fampitam-baovao Toby Pouru feb 2021 Newsletter Construction Toby fév 2021
Manao veloma finaritra anareo amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo. Amin'ny anaran'ny Biraon'ny Komitin'ny Toby Ny Filoha : Dr Randriambololona Jean Ny Mpitantsoratra : Ramanatsoa Germain |
Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 13:57 |
Calendrier
