Vaovao fanorenana ny Toby Imprimer
Écrit par Fanorenana Toby   
Mercredi, 04 Octobre 2017 07:54

"Ary ataovy ny trano dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah" Hagay 1:8b

Ireto indray ny vaovao voaray farany mikasika ny fanorenana ny trano ho Toby any Pouru Saint Rémy

Voalaza amin'izany ny momba ny andinindininy amin'ny teti-bola, sy ny fanentanana mikasika ny tetikasa  "Tarika Nehemia"

- VAOVAO

- FLYER TARIKA NEHEMIA

Dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika

Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby

Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 16:12