FEPETRA MANOKANA |
Écrit par Webmaster |
Mercredi, 22 Décembre 2021 20:40 |
Jesosy Irery ihany « Indro Aho homba anareo mandrakariva ambara-pahatonga ny fahataperan’izo tontolo izao. » (Matio 28.20) Mba ho fitandrovana ny fahasalamana, manoloana ny fihanaky ny valan’aretina ankehitriny, dia nanapa-kevitra ny Komity fa : Hikatona ny fiangonana manodidina ny Krismasy sy nyTaom-baovao (24-25-26 desambra sy 02 janoary). Jereo eto ny FANAZAVANA amin'ny antsipiriany. Koa dia mampahery sy mitaona antsika hiombom-bavaka manoloana izao fotoana sarotra izao. Ny Pastora Edmond Raharijaonarivelo sy ny Komity FLM Paris |
Mise à jour le Lundi, 05 Septembre 2022 13:39 |