Fikambanam-Behivavy Loterana Imprimer
Écrit par Branches   
Samedi, 24 Septembre 2011 11:27

 

Ireo komitin'ny FBL amperin'asa ankehitriny (Tsy eo amin'ny sary Rtoa Babany Georgette)

 - vaovao - fampianarana - hetsika & fandaminana -

 

Ny fotoanan'ny FBL dia isaky ny Alahady faha-telo aorian'ny fanompoam-pivavahana :

- Fiaraha-misakafo

- Fampianarana

- Fandinihan-draharaha.

 

 

Mise à jour le Lundi, 15 Janvier 2018 18:04