Vaovao fanorenana ny Toby - Janoary 2018 Imprimer
Écrit par Webmaster   
Vendredi, 16 Février 2018 22:17

 

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo tompoko,

Inty ary ny VAOVAO  mikasika ny Fanorenana ny Toby Pouru, volana Janoary 2018. Taratasy alefan'ny Biraon'ny Toby araka ny mahazatra antsika.

Ny vaovao misongadina amin'ity volana ity dia ny fanapahan-kevitry ny komitin'ny Toby hanomboka ny asa amin'ny Jona 2018. Dia efa eo am-pijerena ny dossier "permis de construire" ny tompon'andraikitra teknika mikasika izany.
Dia misaotra anareo mialoha sy mirary fitahin'ny Tompo hatrany

 

Mise à jour le Mercredi, 25 Avril 2018 13:40