Zaikakely FiFiL SP-FLME Imprimer
Écrit par FIFIL Synoda   
Vendredi, 15 Mars 2019 21:12

 ZAIKAKELY FiFiL faha-20 - Synodam-paritany FLM Eoropa

Teny faneva: «Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany,

sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah» Hagay 1: 8b

Sabotsy 16 mars Alahady 17 mars 2019
Raisin'ny Fileovana Strasbourg
Toerana: Église Saint-Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) - 67200 Strasbourg

 

Mise à jour le Mercredi, 20 Mars 2019 21:25