Zaikakely FBL Imprimer
Écrit par FBL Synoda   
Jeudi, 13 Février 2020 09:25

"Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin'Andriamanintra tamin'ny fahasahiana"

Asa 4.31b

Indro ny FANDAHARANA amin'ny Zaikakelin'ny FBL SP-FLMPE izay hatao any Strasbourg ny sabotsy 15 sy alahady 16 febroary izao.

Entintsika am-bavaka izany fotoan-dehibe izany !

Mise à jour le Vendredi, 21 Février 2020 21:26