Isan-taona SP-FLME Imprimer
Écrit par Comité Synode   
Mercredi, 09 Octobre 2019 16:14

"Aza mety hofitahin'olona amin'ny teny foana ianareo" Efesiana 5.6a

Ny isan-taonan'ny Synoda FLM Eoropa dia hatao eto Paris

ny Sabotsy 26 sy Alahady 27 oktobra 2019

Fandaharana 1 - Fandaharana 2

Izany dia hatao ao amin'ny chapelle du Lycée privé Saint Charles

2 Rue Geneviève Anthonioz-de Gaulle, 91200 Athis-Mons

Ny Sabotsy dia manomboka amin'ny 13:30 ka hatramin'ny 20:00

Ny Alahady dia amin'ny 10:00 ny Fotoam-pivavahana misy Fandraisana ary Fiaraha-misakafo.

 

 


Mise à jour le Samedi, 19 Octobre 2019 20:29