CD "Reformasiona 500 taona" Imprimer
Écrit par Webmaster   
Mardi, 14 Novembre 2017 19:14

Amin'izao fankalazana ny faha-500 taonan'ny Reformasiona izao, ny FLM Paris dia faly manolotra anao CD fahatsiarovana manokana misy ny hira "REFORMASIONA 500 TAONA" izay notontosain'i Ramatoa Alisera Ramampiandra.

Ny sarany fandraisana anjara dia 5€. Ho hitanao isaky ny fotoam-pivavahana alahady.

Raha misy maniry te-hanafatra ny ankoatran'ny eto Paris dia afaka mifandray amin'ny Pastora.

 

Mise à jour le Jeudi, 01 Mars 2018 00:13