FANASANA Imprimer
Écrit par Pasteur   
Mardi, 12 Juin 2018 19:13

"Fa ny teny fikasana dia ho anareo sy ny zanakareo ary ho an'izay lavitra, …". Asa 2.39a

Ry mpianakavin'ny Finoana, 

Tompoko,
Miarahaba anareo amin'ny anaran'i Jesosy Tompontsika.
Mankalaza ny faha 25 taonany ny FLM Paris, ny alahady faha 17 Jona 2018.
Ko dia fifaliana ho an'ny Fiangonana ny manasa anareo hiara-midera sy hankalaza ary hanome voninahitra an'Andriamanitra noho izany vanim-potoana izany.

Toy izao ny fandaharam-potoana :
- 12 ora Fotoam-pivavahana ao ambony "Chapelle"
- 14 ora : vita fotoam-pivavahana,  midina ao ambany (Salle A.de Padoue)

. Fiarahana mifaly sy sakafo

. Fifaninana Soratra Masina
. Rindran-kira (Chorale sy tarika samihafa)
. Fizarana mari-pankasitrana
. Fizarana mofo mamy (gateau d'anniversaire)

Dia manantena ny fahatongavantsika maro.

Ho aminareo anie ny fiadanana.

Pastora sy ny komity
FLM Paris

Mise à jour le Jeudi, 21 Juin 2018 09:18