Toriteny Alahady 5 nov 2017 Imprimer
Dimanche, 05 Novembre 2017 22:24

Alahady faha-21 manaraka ny Trinite

Matio 16 : 1-4 

- Prédication en français ( + chant Chorale)

- Toriteny

   Pastora Edmond Raharijaonarivelo

Nandritra ny fanamarihana ny Alahadin'ny Pastora, dia ny  tenin'Andriamanitra ao amin'ny Isaia 41:9-13 no nentin'ny fiangonana ho famporisihana azy mivady sy ny fianankaviany.

Mise à jour le Vendredi, 29 Décembre 2017 21:34