Toriteny 26 nov 2017 Imprimer
Écrit par Webmaster   
Mercredi, 29 Novembre 2017 17:16

Alahady faha-24 manaraka ny Trinite

Jaona 6 : 37-40

Pastora Mamy Andriamahenina

+ HIran'ny Skoto : Efa reko hatry ny elabe

Ny sampana Skoto dia misaotra an'Andriamanitra Lehibe, ary koa misaotra ny rehetra tamin'ny fahatontosan'ny fanokafana ny taom-panabeazana eto amin'ny MTEM - FSFLM Vatolampy Paris !

Deraina Jesosy !

Mise à jour le Vendredi, 29 Décembre 2017 21:33