Havaozy Tompo ô ! Imprimer
Écrit par Webmaster   
Mardi, 30 Décembre 2014 09:36

 Izao taona vaovao
Diavinay izao
Ho fanavaozan-dehibe
Ny tenanay anie !
Ka ny fiainanay
Izay ratsy hatrizay ;
Ovay hatramin’ny anio
Ho tsara sy madio.

 

 

Izany tononkira ao amin'ny Fihirana FFPM 748 and.2 izany no iarahabana antsika rehetra samy mbola velon'aina sy nahazo famimdram-po ka nahatratra indray izao taona vaovao 2016 izao ! Ny Tompo anie mbola handrotsaka ny fitahiany sy ny fahasoavany mandrakariva, hitantanany amin'izay tombon'andro mbola homeny antsika.

Mba hahay hanankina mandrakariva ny fiainantsika manontolo Amin'i Jesosy koa isika amin'ny alalan'ny vavaka sy ny fandinihana ny tenin'Andriamanitra, ary koa ny famonjena ny fotoam-pivavahana amin'ny toerana misy antsika tsirairay avy !

Ho an'Andriamanitra  irery ny voninahitra !

Mise à jour le Samedi, 30 Décembre 2017 22:23