top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! SKOTO
Skoto FSFLM PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Webmaster   
Samedi, 15 Novembre 2014 10:32

Tily sy Mpanazava hatrany hatrany ! Vonona !

 

 

Efa misokatra eto amin'ny FLM Paris ny Sampana SKOTO, mirafitra amin'ny FSFLM (Firaisan'ny Skoto eto amin'ny FLM)

ZAVA-KENDRENA :
– Hitaiza sy hanolokolo ary handray anjara amin’ny fampivelarana ny maha olona feno ny ankizy sy ny zatovo ary ny tanora ho: Vavolombelon’i Jesosy Kristy, olom-pirenena vanona, andrin’ny fianakaviana.


FOTOTRA IJOROAN’NY SKOTISMA
– Adidy amin’Andriamanitra

– Adidy amin’ny tanindrazana sy ny namana

– Adidy amin’ny tena

 

FOMBA FANABEAZANA SKOTO
Fibeazan-tenan’ny tsirairay izay miorina amin’ny

– Lalàna sy fanekena

– Fiainam-bondrona

– Fandaharana mivoatra sy manintona

Izany rehetra izany dia tanterahina ankalamanjana amin’ny alalan’ny lalao (Skotisma dia lalao).

 

MPIKAMBANA

Ny Mpanazava ho an’ny zazavavy, ary ny Tily ho an’ny zazalahy ka mizara toy izao:

Mpikambana Beazina
Sampana Mavo (6-11 taona)

Sampana Maitso (12-15 taona)

Sampana Mena sy Menafify (16-25 taona)

 

Nalaina tao amin'ny Facebook "Fanabeazana Skoto" sy ny  tranonkala : 

http://loterana-malagasy.org/sampana-velona/fsflm-fikambanana-skoto/

Mise à jour le Lundi, 15 Janvier 2018 18:03
 

Calendrier

Le mois dernier Mai 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 18 1 2 3 4 5
week 19 6 7 8 9 10 11 12
week 20 13 14 15 16 17 18 19
week 21 20 21 22 23 24 25 26
week 22 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .