top
logo

suivez-nous-sur-facebook.jpg

Médias


Bienvenue ! Nouvelles Actualités FLM Paris Jobily 25 taona niasan'i Past. Edmond RAHARIJAONARIVELO
Jobily 25 taona niasan'i Past. Edmond RAHARIJAONARIVELO PDF Imprimer Envoyer
Écrit par Pasteur   
Mardi, 13 Février 2018 13:03

"Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin'i Jesosy"2 Kor 4:5

Tompoko,
Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamnitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
Nanapa-kevitra ny Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy aty Eoropa (SP-FLME) hankalaza ny Jobilinay mivady amin'ny alahady 18 Febroary 2018 izao.
"Jobily fisaorana sy fankasitrahana an'Andriamanitra noho ny faha 25 Taona niasanay teto amin'ny SP-FLME".
Koa dia fifaliana lehibe ho anay mivady ny manasa anareo ho tonga hiara-hisaotra sy hidera ary hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny fotoam-pivavahana amin'io alahady io, sady ho fankalazana ny faha 25 Taona niorenan'ny FLME.
Alahady 18 Febroary 2018
Manomboka amin'ny 12 ora (à midi)
Ao aorian'ny fotoam-pivavahana, dia hisy sakafom-pifaliana. Koa manasa anareo izahay.
Dia fifaliana ho anay mivady ny hifanatri-tava aminareo amin'io fotoana io. Manantena sy mankasitraka ny fahatongavanareo izahay. Misaotra indrindra tompoko.
Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady

 

Mise à jour le Mercredi, 21 Février 2018 11:16
 

Calendrier

Le mois dernier Mars 2024 Le mois prochain
L Ma Me J V S D
week 9 1 2 3
week 10 4 5 6 7 8 9 10
week 11 11 12 13 14 15 16 17
week 12 18 19 20 21 22 23 24
week 13 25 26 27 28 29 30 31

bottom

Copyright : FLM Paris 2011 - Joomla,ThemZa .