

Médias
Les Branches
Isan-taona Toby Pouru |
![]() |
![]() |
![]() |
Écrit par Toby Pouru |
Vendredi, 28 Mai 2021 19:57 |
Ry havana malala, Raha sitrapon'ny Tompo dia kasaina hatao ny 9-14 Jolay ny Isan-taonan'ny Toby Pouru St Rémy. Noho ny toe-javamisy dia misy fiovana araka ny voalaza amin'io rohy io ny fanatanterahana izany. Araka ny vaovao farany dia isaorana Jesosy fa efa misokatra ny fiangonana. Fanampim-panazavana sy fisoratana anarana : Dr Jean Randriambololona - 06 11 39 60 73 Azo iantranoana eny St Walfroy, ka toy izao ny andinindininy : Aoka samy hitondra am-bavaka sahady ny Isan-taona, dia manao veloma finaritra anareo amin'ny Anaran'i Jesosy. Ny Biraon'ny Komitin'ny Toby. |
Mise à jour le Jeudi, 21 Octobre 2021 21:30 |
Calendrier
